TA FA KRI FLM Ambalavao

Hampiditra sary Nampiditra rivadiandrea
19/02/2010 07:58
Hiran'i TA FA KRI FLM Ambalavao 4 Jereo eto
Vangy : 1160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Antokom-pihira iray ao @ fiangonana Loterana Malagasy Ambalavao Tsienimparihy ny TA FA KRI. Efa manana ny raki-tsary izy ireo, sady hitako hoe tsara ihany koa ny hira efa navoakan'izy ireo. Mahafinaritra aloha ny mihaino ny hirany sady mifono anatra no mitory ny filazan-tsara , mapiseho ihany koa ny maha-izy azy. Efa manomboka mieli-patrana manerana ny nosy ihany koa ny lazany amin'izao fotoana izao ka mba manasa anao ary hihaino sy hijery ihany koa sangan'asa vitany fa ho hitanao fa tsara izany; ary de efa misaotra anao mialoha ny @ fitsidihana ity takelaka ity sahady ny tenanay.

Hevitra momba an'i TA FA KRI FLM Ambalavao

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i TA FA KRI FLM Ambalavao (4)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107