Tsy hahasaraka (TA FA KRI FLM Ambalavao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mlsmwfu 1)-Inona ary no mety hahasaraka
Amin’ilay Jesosy zay mpamonjy ny fanahy
Fahoriana tononkira.serasera.org sa jaly loza be zay manjo
Tsia ry Tompo aminao no anankiananay ny dia
Ref: Mbola kanto noho ny kanto ny mivavaka aminao
jgonne Fa tsara noho ny tsara ny miankina aminao
pmnnidu Tena tiako tsy foiko zany eo akaikinao
Fa n’inon’inona hitranga na fotsy na ho manga
Tsy hahasaraka aminao ry Jesosy Tomposoa
2)-Harena ve sa ny vola no hahasaraka ahy
Rendrarendra sy dola no hampisaraka ahy
Sakaiza tiana sa vady sa ny asa ihany koa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TA FA KRI FLM AmbalavaoVisites : 2461
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rivadiandrea
Date : 21/02/2010 15:08