Tsy hahasaraka (TA FA KRI FLM Ambalavao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)-Inona ary no mety hahasaraka
Amin’ilay Jesosy zay mpamonjy ny fanahy
Fahoriana sa jaly loza be zay manjo
Tsia ry Tompo aminao no anankiananay ny dia
Ref: Mbola kanto noho ny kanto ny mivavaka aminao
Fa tsara noho ny tsara ny miankina aminao
tononkira.serasera.org Tena tiako tsy foiko zany eo akaikinao
Fa n’inon’inona hitranga na fotsy na ho manga
rxocf sptdes Tsy hahasaraka aminao ry Jesosy Tomposoa
2)-Harena ve sa ny vola no hahasaraka ahy
fuqwk Rendrarendra sy dola no hampisaraka ahy
Sakaiza tiana sa vady sa ny asa ihany koa
Tsy hahasaraka aminao ry Jesosy Tomposoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TA FA KRI FLM AmbalavaoHits : 2463
Likes : 0 Like
Created by : rivadiandrea
Date : 21/02/2010 15:08