AKAIKINAO (T-ricK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray,
misy aloka miserana tampoka
nanakona ilay masoandronay
nanala lay fotoana maminay
ho tonga alahelo sy tomany
Teo aminay
REF: Tsarovy nefa rà misy lay maraina hsibyge
Hisian’ilay masondronao
Eo foana aho
Hamafa ny tomany
Amin’ireo fotoana rehetra
ho diavinao
Nefa ,
ra mbola misy lay tsiky
hana foana ilay aloka qrgn
ho tonga tsiky sy hafaliana tononkira.serasera.org indray,
hamafa ny tzlfp tomany
ho foana rahatrizay.
misy aloka miserana tampoka
nanakona ilay masoandronay
nanala lay fotoana maminay
ho tonga alahelo sy tomany
Teo aminay
REF: Tsarovy nefa rà misy lay maraina hsibyge
Hisian’ilay masondronao
Eo foana aho
Hamafa ny tomany
Amin’ireo fotoana rehetra
ho diavinao
Nefa ,
ra mbola misy lay tsiky
hana foana ilay aloka qrgn
ho tonga tsiky sy hafaliana tononkira.serasera.org indray,
hamafa ny tzlfp tomany
ho foana rahatrizay.
--------
Rohy:
