AKAIKINAO (T-ricK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray,
misy aloka miserana tampoka
nanakona ilay masoandronay
nanala lay fotoana maminay
ho tonga njrkust alahelo sy tomany
Teo dusmvt aminay
REF: Tsarovy nefa rà misy tononkira.serasera.org lay maraina
Hisian’ilay masondronao
Eo foana aho
Hamafa irgcvrab ny tomany
Amin’ireo fotoana rehetra
ho diavinao
Nefa ,
ra mbola misy lay tsiky
hana foana ilay aloka
ho tonga tsiky sy hafaliana indray,
hamafa ny tomany
ho foana rahatrizay.
misy aloka miserana tampoka
nanakona ilay masoandronay
nanala lay fotoana maminay
ho tonga njrkust alahelo sy tomany
Teo dusmvt aminay
REF: Tsarovy nefa rà misy tononkira.serasera.org lay maraina
Hisian’ilay masondronao
Eo foana aho
Hamafa irgcvrab ny tomany
Amin’ireo fotoana rehetra
ho diavinao
Nefa ,
ra mbola misy lay tsiky
hana foana ilay aloka
ho tonga tsiky sy hafaliana indray,
hamafa ny tomany
ho foana rahatrizay.
--------
Lien:
