AKAIKINAO (T-ricK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray,
misy aloka miserana tampoka
nanakona yntsxp ilay masoandronay
nanala lay fotoana tononkira.serasera.org maminay
ho tonga alahelo sy tomany
Teo aminay
REF: Tsarovy oqdxz nefa rà misy lay maraina
Hisian’ilay masondronao
Eo foana aho
Hamafa ny aznx tomany
Amin’ireo fotoana rehetra
ho diavinao
Nefa ,
ra mbola misy lay tsiky
hana foana ilay aloka
ho tonga tsiky sy hafaliana indray,
hamafa ny tomany
ho foana rahatrizay.
misy aloka miserana tampoka
nanakona yntsxp ilay masoandronay
nanala lay fotoana tononkira.serasera.org maminay
ho tonga alahelo sy tomany
Teo aminay
REF: Tsarovy oqdxz nefa rà misy lay maraina
Hisian’ilay masondronao
Eo foana aho
Hamafa ny aznx tomany
Amin’ireo fotoana rehetra
ho diavinao
Nefa ,
ra mbola misy lay tsiky
hana foana ilay aloka
ho tonga tsiky sy hafaliana indray,
hamafa ny tomany
ho foana rahatrizay.
--------
Link:
