TSY SAHY (T-ricK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitopy tamin’iny lalana iny
ilay masoko dia nahita xndlucio anao
Niezaka ihany aho tsy hijery bdcp
nefa tsy vitako izany
ilay endrikao sy bikanao
manenjika ahy
no tazako ery lavita ery !
Tampoka teo niantso tononkira.serasera.org ianao rppsl
tamin’ilay feonao mikiaka!
REF 1: Taitra aho! nahita nao
niezaka ihany aho hanala
ilay henatro nefa tsy vitako izany
’Lay bikanao nanaitra
no tazako teo
maha-te-hanatona nefa tsy sahiko
Fa matahotra aho
Tsy sahy manantona aho
nefa tsy maintsy ho eny
ilay masonao mijery
lasa taty no nanaitra ahy
Ilay fihetsikao miseho tampoka
manantona raha sahy
ilaiko ilay endrikao
mahafatifaty anilako eo
ilay masoko dia nahita xndlucio anao
Niezaka ihany aho tsy hijery bdcp
nefa tsy vitako izany
ilay endrikao sy bikanao
manenjika ahy
no tazako ery lavita ery !
Tampoka teo niantso tononkira.serasera.org ianao rppsl
tamin’ilay feonao mikiaka!
REF 1: Taitra aho! nahita nao
niezaka ihany aho hanala
ilay henatro nefa tsy vitako izany
’Lay bikanao nanaitra
no tazako teo
maha-te-hanatona nefa tsy sahiko
Fa matahotra aho
Tsy sahy manantona aho
nefa tsy maintsy ho eny
ilay masonao mijery
lasa taty no nanaitra ahy
Ilay fihetsikao miseho tampoka
manantona raha sahy
ilaiko ilay endrikao
mahafatifaty anilako eo
--------
Rohy:
