Andro iray (Syssie C.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manan-kolazaina firy aho
Tsy misy teny maro ambarako
Mahita anao eo anilako eo
Rakotra fitia henin-kafaliana
Tsy manan-kolazaina firy aho
Tsy misy teny maro ambarako
Mahita anao eo anilako eo
Rakotra fitia henin-kafaliana
Ref: Sambatra aho fa manana anao
Fitiavako sy andrin'ny fiainako
Tokiko Sy Hianteherako
Sambatra upwegg Aho Fa Manana Anao
Rainay o!
Tahio ny tokan-tranonay
Manomboka eto anio
Ho mandrakizay
Aoka ny fahazavanao no hanilo
Ireo taranakay rahatrizay
tononkira.serasera.org Ref: Sambatra Aho Fa Manana Anao
Fitiavako Sy Andrin'ny Fiainako
Tokiko Sy Hianteherako
Sambatra Aho Fa Manana Anao
Sambatra aho fa manana anao
Fitiavako Sy Andrin'ny Fiainako
Tokiko Sy Hianteherako
Sambatra Aho Fa Manana Anao
ofappi Sambatra Aho Fa Manana Anao
oxuynn Sambatra Aho Fa Manana Anao
Syssie C.
Tsy misy teny maro ambarako
Mahita anao eo anilako eo
Rakotra fitia henin-kafaliana
Tsy manan-kolazaina firy aho
Tsy misy teny maro ambarako
Mahita anao eo anilako eo
Rakotra fitia henin-kafaliana
Ref: Sambatra aho fa manana anao
Fitiavako sy andrin'ny fiainako
Tokiko Sy Hianteherako
Sambatra upwegg Aho Fa Manana Anao
Rainay o!
Tahio ny tokan-tranonay
Manomboka eto anio
Ho mandrakizay
Aoka ny fahazavanao no hanilo
Ireo taranakay rahatrizay
tononkira.serasera.org Ref: Sambatra Aho Fa Manana Anao
Fitiavako Sy Andrin'ny Fiainako
Tokiko Sy Hianteherako
Sambatra Aho Fa Manana Anao
Sambatra aho fa manana anao
Fitiavako Sy Andrin'ny Fiainako
Tokiko Sy Hianteherako
Sambatra Aho Fa Manana Anao
ofappi Sambatra Aho Fa Manana Anao
oxuynn Sambatra Aho Fa Manana Anao
Syssie C.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Syssie C.Visites : 2282
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rabemanantsoa
Date : 04/05/2017 08:00
