You are here: home > Tononkira > Syssie C.

Fihavanana (Syssie C.)



RAHA IZAHO SY IANAO NO MPINAMANA
TSISY TSINY AKORY
FIHAVANANA NO AMBONY
HIFANOHANA HATRANY TSY HIFANARY
IZAY NO MAHAM-PINAMANA

   REF:   ANDEHA RE,ANDEHA RE?
             HIFANKATIA HIFANOHANA
             TSISY NY HO LAVO
             ANDEHA RE,ANDEHA RE,
             HIFAMPITANTANA,
             IZAY NO MAHAM-PINAMANA

NDAO IZAHO SY IANAO,NO HIFANAMPY
HITSINJO IREO TSY MANANA NY AMPY
DE HO SAMBATRA IZY IRENY
TSY MBA HO IRERY
IZAY NO MAHAM-PINAMANA

REF:
AVIA RE,AVIA RE
NDAO HIFANAMPY
HITSINJO IREO TSY MANANA NY AMPY
AVIA RE,AVIA RE,
NTsiky dia ampyDAO HIFANAMPY
IZAY NO MAHAM-PINAMANA

(TENY)  TSY MISY MANANA NY AMPY FA TSARA NY MIFANAMPY  

OEEEE
REF:    ANDEHA RE,ANDEHA RE?
           HIFANKATIA HIFANOHANA
           TSISY NY HO LAVO
           AVIA RE,AVIA RE
           NDAO HIFANAMPY
          IZAY NO MAHAM-PINAMANAAAAA

REF:
AVIA RE,AVIA RE
NDAO HIFANAMPY
HITSINJO IREO TSY MANANA NY AMPY

AVIA RE,AVIA RE,
NDAO HIFANAMPY
IZAY NO MAHAM-PINAMANA
ANDEHA RE,ANDEHA RE
HIFANKATIIIIII,HIFANOHANAAA
TSISY NY HO LAVOO
ANDEHA RE,ANDEHA RE
HIFAMPITANTANA A
IZAY NO MAHAM-PINAMANAAAA
  
SYSSIE C.







              

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Syssie C.
Mpamaky : 645
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rabemanantsoa
Tamin'ny : 04/05/2017 08:23:54
ID : 9450

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo