You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Syssie C.

2090

Nampiditra : rabemanantsoa
Tamin'ny : 02/04/2017 13:56:08

Mombamomba :
Mpihira malagasy, manao cover teo aloha saingy efa manana ny hirany manokana amin'izao

Hevitra mandeha

rabemanantsoa (04/05/2017 08:01:21)

TSY KIVY


Zany foko feno ratra
Nilaozanao
Nanantena ny oe
Hiara-dalana aminao
Indrisy anefa nofy iany
Lay fitiavako izay natosikao

Zany foko feno ratra
Nilaozanao
Nanantena ny oe
Hiara-dalana aminao
Indrisy anefa nofy iany
Lay fitiavako izay natosikao


Ref: tsy kivy anefa aho
Fa mbola manantena fona
Lay tsara nodiavina
Tsy azo ho fafana
Zay rehetra lasa anie
Andeha ho adinoiko
Ka hanorina aho
Fiainana vaovao

(Teny) Tiko Ianao

Izany foko feno zatra
Nilaozanao
Natoky fona
Reo teny mamy nomenao
Indrisy anefa
Hay nofy Iany Zany
Lay fitiavako
Nataonao kilalao


Ref: tsy kivy anefa aho
Fa mbola manantena fona
Reo tsara nodiavina
Tsy azo ho fafana
Zay rehetra lasa anie
Andeha ho adinoiko
Ka hanorina aho
Fiainana vaovao


Ref: tsy kivy anefa aho
Fa mbola manantena fona
Reo tsara nodiavina
Tsy azo ho fafana
Zay rehetra lasa anie
Andeha ho adinoiko
Ka hanorina aho
Fiainana vaovao


Ref: tsy kivy anefa aho
Fa mbola manantena fona
Reo tsara nodiavina
Tsy azo ho fafana
Zay rehetra lasa anie
Andeha ho adinoiko
Ka hanorina aho
Fiainana vaovao



SYSSIE C.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha