You are here: home > Tononkira > Syssie C.

Izaho anie (Syssie C.)




ref:   ey ey ey ey!
          izaho anie tsy handatsa anao
          na koa handao
          f'izao aloha no anjarako

ekeko fa nandratra ahy
zay nataonao hatrizay
miezaka aho ny handefitra
satria mbola tia
tsy hamela anao irery    

ref:  ey ey ey ey!
          izaho anie tsy handatsa anao
          na koa handao
          f'izao aloha no anjarako

(teny) raha izay ditra sy hadalana
            Tsy maintsy hisy farany iany


raha izay ditra sy hadalana
tsy maintsy hisy farany iany
ny hany antenaiko dia izao
ianao hiova indray
    ekeko fa nandratra ahy
    tononkira.serasera.orgzay nataonao hatrizay
    niezaka fona ny handefitra
    satria mbola tia
    tsy hamela anao irery

ref:  ey ey ey ey!
          izaho anie tsy handatsa anao
          na koa handao
          f'izao aloha no anjarako


ey ey ey ey!
          izaho anie tsy handatsa anao
          na koa handao
          f'izao aloha no anjarako



ref:  ey ey ey ey!
          izaho anie tsy handatsa anao
          na koa handao
          f'izao aloha no anjarako

ey ey ey ey!
          izaho anie tsy handatsa anao
          na koa handao
          f'izao aloha no anjarako





                    




Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Syssie C.
Mpamaky : 603
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rabemanantsoa
Tamin'ny : 04/05/2017 08:28:14
ID : 9451

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo