INDRO HAVAOZIKO (svm mamoriarivo fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Taloha izahay raha nanadino anao
Nanaram-po tamin'izao tontolo izao
Variana teny ka nanankin-doha
Tamin'ny zava-mahadomelina moa
Feno haratsiana feno hadalana be
Ratsy fanahy sady mirehareha
Soa fa teo ilay teninao
Nahatonga rsyvsswk ahy hijoro toy izao
Ref: Ankehitriny tompo indro havaoziko
Havaoziko zava-drehetra
Nambabo ny fonay ka indro havaozinay ,
Havaozinay tsisy fepetra
Izany fanoloranay tena anio
Diovy izahay hadio
2) Efa lasa re ny zavatra taloha tononkira.serasera.org
Tonga vaovao izahay mpanompo moa
Satria ianao no nanavao anay
Ray o! ampio ho yxnot irakao izahay ka
Tsy hiova intsony fa tena hiorina
Aminao jesoa ilay marina dsyv
Ny lalanao no indro arahanay
Dia mahatoky ihany koa izahay
Nanaram-po tamin'izao tontolo izao
Variana teny ka nanankin-doha
Tamin'ny zava-mahadomelina moa
Feno haratsiana feno hadalana be
Ratsy fanahy sady mirehareha
Soa fa teo ilay teninao
Nahatonga rsyvsswk ahy hijoro toy izao
Ref: Ankehitriny tompo indro havaoziko
Havaoziko zava-drehetra
Nambabo ny fonay ka indro havaozinay ,
Havaozinay tsisy fepetra
Izany fanoloranay tena anio
Diovy izahay hadio
2) Efa lasa re ny zavatra taloha tononkira.serasera.org
Tonga vaovao izahay mpanompo moa
Satria ianao no nanavao anay
Ray o! ampio ho yxnot irakao izahay ka
Tsy hiova intsony fa tena hiorina
Aminao jesoa ilay marina dsyv
Ny lalanao no indro arahanay
Dia mahatoky ihany koa izahay
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : svm mamoriarivo fitiavanaVangy : 618
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fyandrianina
Daty : 12/10/2024 09:18
