INDRO HAVAOZIKO (svm mamoriarivo fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Taloha izahay raha nanadino anao
Nanaram-po tamin'izao tontolo izao
Variana teny ka nanankin-doha
Tamin'ny zava-mahadomelina moa
Feno haratsiana feno hadalana be
Ratsy pzyfdqtz fanahy sady mirehareha
Soa fa teo ilay teninao
Nahatonga ahy hijoro toy rfgplr izao
Ref: Ankehitriny tompo indro havaoziko
Havaoziko zava-drehetra
Nambabo ny fonay ka indro havaozinay ,
Havaozinay tsisy fepetra
Izany fanoloranay tena anio
Diovy tononkira.serasera.org izahay hadio
2) Efa lasa bofeyrej re ny zavatra taloha
Tonga vaovao izahay mpanompo moa
Satria ianao no nanavao anay
Ray o! ampio ho irakao izahay ka
Tsy hiova intsony fa tena hiorina
Aminao jesoa ilay marina
Ny lalanao no indro arahanay
Dia mahatoky ihany koa izahay
Nanaram-po tamin'izao tontolo izao
Variana teny ka nanankin-doha
Tamin'ny zava-mahadomelina moa
Feno haratsiana feno hadalana be
Ratsy pzyfdqtz fanahy sady mirehareha
Soa fa teo ilay teninao
Nahatonga ahy hijoro toy rfgplr izao
Ref: Ankehitriny tompo indro havaoziko
Havaoziko zava-drehetra
Nambabo ny fonay ka indro havaozinay ,
Havaozinay tsisy fepetra
Izany fanoloranay tena anio
Diovy tononkira.serasera.org izahay hadio
2) Efa lasa bofeyrej re ny zavatra taloha
Tonga vaovao izahay mpanompo moa
Satria ianao no nanavao anay
Ray o! ampio ho irakao izahay ka
Tsy hiova intsony fa tena hiorina
Aminao jesoa ilay marina
Ny lalanao no indro arahanay
Dia mahatoky ihany koa izahay
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : svm mamoriarivo fitiavanaVangy : 572
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fyandrianina
Daty : 12/10/2024 09:18
