Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsara ny Ray (svm mamoriarivo fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara e !!!!
Tsara ny Ray
Mendrika azy ny voninahitra
Ankalazaina , derainay
Fa lehibe ny indrafony ho antsika zanany
1) Ny manodidina ahy mamirapiratra
Zava-boahary maro be maneho klmobf ny hatsaranao
Ny masoko isananandro raha vao mihiratra
Dia mahita ny asa soa tsy misy fihafarany
Fiv : Fa tsara e !!!!
Tsara ny Ray
Mendrika tononkira.serasera.org azy ny voninahitra

2) Izay jereko sy dinihiko dia soa sy kanto ery
Mahafinaritra izay tazana toa feno fitahiana
hainy loatra ny adtxbgnl mandravaka ny tany
Ho azy irery anie ny dera amian'izany fahatsarana izany bnrbeum

--------
Link:
Comments
hery
(
16/01/2025 18:54)
Rehefa mampiditra hira dia aza atao SORA-BAVENTY daholo ny lohateny.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : svm mamoriarivo fitiavanaHits : 384
Likes : 0 Like
Created by : fyandrianina
Date : 15/01/2025 14:35