Aza kivy (svm mamoriarivo fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mampanahy anao ny fiainana sy ny ho avy
Izao tontolo izao tsy milamina
Ady tononkira.serasera.org etsy sy eroa
Tsy hita izay mba tokony hofwqz hahasoa
Fa ratsy avokoa
Ref: Aza kivy ianao
Na mamoy fo toy izao
sfpt Ny Tompo miantso anao
Ka avia Dieny izao
2) Torovana ianao mitady izay ho anjara
Moa mbola ao ve ilay Ray mpiahy
Ka tsy hita izay aleha fa fmpqmp maizina ny manodidina ahy
Ka mampamohy fo
Izao tontolo izao tsy milamina
Ady tononkira.serasera.org etsy sy eroa
Tsy hita izay mba tokony hofwqz hahasoa
Fa ratsy avokoa
Ref: Aza kivy ianao
Na mamoy fo toy izao
sfpt Ny Tompo miantso anao
Ka avia Dieny izao
2) Torovana ianao mitady izay ho anjara
Moa mbola ao ve ilay Ray mpiahy
Ka tsy hita izay aleha fa fmpqmp maizina ny manodidina ahy
Ka mampamohy fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : svm mamoriarivo fitiavanaVangy : 691
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fyandrianina
Daty : 16/10/2024 10:19
