Aza kivy (svm mamoriarivo fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mampanahy anao ny fiainana sy ny ho avy
Izao tontolo izao tsy milamina
Ady etsy sy eroa
Tsy hita izay mba tononkira.serasera.org tokony hahasoa
zsjvzyqf Fa ratsy avokoa
Ref: Aza kivy ianao
Na mamoy fo toy izao
Ny Tompo miantso gxkt anao
Ka avia Dieny izao
2) Torovana ianao mitady izay ho anjara
Moa mbola ao ve ilay Ray mpiahy
Ka tsy hita izay aleha fa maizina ny manodidina ahy
Ka mampamohy iwtz fo
Izao tontolo izao tsy milamina
Ady etsy sy eroa
Tsy hita izay mba tononkira.serasera.org tokony hahasoa
zsjvzyqf Fa ratsy avokoa
Ref: Aza kivy ianao
Na mamoy fo toy izao
Ny Tompo miantso gxkt anao
Ka avia Dieny izao
2) Torovana ianao mitady izay ho anjara
Moa mbola ao ve ilay Ray mpiahy
Ka tsy hita izay aleha fa maizina ny manodidina ahy
Ka mampamohy iwtz fo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : svm mamoriarivo fitiavanaHits : 692
Likes : 1 Like
Created by : fyandrianina
Date : 16/10/2024 10:19
