INDRO HAVAOZIKO (svm mamoriarivo fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Taloha izahay raha nanadino anao
Nanaram-po tamin'izao tontolo izao
Variana teny ka nanankin-doha
Tamin'ny zava-mahadomelina moa gphb
Feno haratsiana feno hadalana be
Ratsy fanahy sady mirehareha
Soa fa teo ilay teninao
Nahatonga ahy hijoro toy izao
Ref: dthjelmx Ankehitriny tompo indro havaoziko
Havaoziko zava-drehetra
Nambabo ny fonay ka indro havaozinay ,
Havaozinay tsisy fepetra
Izany fanoloranay tena anio
Diovy izahay hadio
2) Efa lasa re ny zavatra taloha
Tonga vaovao izahay mpanompo moa
Satria ianao no nanavao anay
Ray o! mdgy ampio ho irakao izahay ka
Tsy hiova intsony fa tena hiorina
Aminao jesoa ilay marina
Ny lalanao tononkira.serasera.org no indro arahanay
Dia mahatoky ihany koa izahay
Nanaram-po tamin'izao tontolo izao
Variana teny ka nanankin-doha
Tamin'ny zava-mahadomelina moa gphb
Feno haratsiana feno hadalana be
Ratsy fanahy sady mirehareha
Soa fa teo ilay teninao
Nahatonga ahy hijoro toy izao
Ref: dthjelmx Ankehitriny tompo indro havaoziko
Havaoziko zava-drehetra
Nambabo ny fonay ka indro havaozinay ,
Havaozinay tsisy fepetra
Izany fanoloranay tena anio
Diovy izahay hadio
2) Efa lasa re ny zavatra taloha
Tonga vaovao izahay mpanompo moa
Satria ianao no nanavao anay
Ray o! mdgy ampio ho irakao izahay ka
Tsy hiova intsony fa tena hiorina
Aminao jesoa ilay marina
Ny lalanao tononkira.serasera.org no indro arahanay
Dia mahatoky ihany koa izahay
--------
Link:
About this song
Artist : svm mamoriarivo fitiavanaHits : 620
Likes : 1 Like
Created by : fyandrianina
Date : 12/10/2024 09:18
