Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mijoro (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Mijoro eto izao izato fikambananay
Dia noho Ianao ry leixr Ray 'zay naha toy izao anay
Ka saotra dera laza no atolotray tononkira.serasera.org ho Anao
Satria Ianao dia bcjex tsy mandao fa mahavelona anay
Ref:
Vonona hifady sy hiady amin'ireo izay
Zava-mahafady mahasimba ny tempolinao
Vokovoko Manga hijoro ho vavolombelonao
No hany tarigetranay, mba hampio re zahay ry Ray
2.
Hitaiza sy hikolo ny fo sy saina amam-panahy
Hampiely sy hitory ny Filazantsaranao
Iriana ho mandramaty izany fijoroanay
Fanantenana hatrizay dia ny nuznni ho eo anilan'i Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVangy : 545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AndryNomenjanahary
Daty : 23/05/2025 09:31