Mijoro (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Mijoro eto izao izato fikambananay
Dia noho Ianao ry tononkira.serasera.org Ray 'zay naha toy izao anay
Ka saotra dera laza no atolotray ho Anao
Satria ebubfmq Ianao dia tsy mandao fa mahavelona anay

Ref:
Vonona hifady sy hiady amin'ireo izay
Zava-mahafady mahasimba ny tempolinao
Vokovoko Manga hijoro ho vavolombelonao
No hany tarigetranay, mba hampio strufg re zahay ry Ray

2.
Hitaiza sy hikolo yxnzdel ny fo sy saina amam-panahy
Hampiely sy hitory ny Filazantsaranao
Iriana ho mandramaty izany fijoroanay
Fanantenana hatrizay dia ny ho eo anilan'i Jesoa

Ref:
Vonona hifady sy hiady amin'ireo izay
Zava-mahafady mahasimba ny tempolinao
Vokovoko Manga hijoro ho vavolombelonao
No hany tarigetranay, mba hampio re zahay ry Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy
Visites : 590
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AndryNomenjanahary
Date : 23/05/2025 09:31
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326