Atolory (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maro olana sedraina, izao fiainantsika izao
ka be ireo mitaraina, mila ho kiyy sy hamoy fo
Miasa saina koa ny maro isan’andro vao mifoha ljjrgj
Indraindray tsy mahatsiaro intsony ny fisian’ilay Ray ao ambony
ref. Atolory ny fiainanao anio, tononkira.serasera.org ho an'i Jesoa Izy ihany no fidio
Aza avela handavo anao intsony ireo landrika ataon’i satana
Raha izay olana tsy ahagaga intsony, ny eto an-tany efa miharatsy hatrany
Ny finoanao no hamafiso hiorina, ao amin’ilay Jesoa Tomponao
2. znkady Tsy ho takatry ny sainao, ny anton’ireo fitsapana
Ny anjarantsika izay mino dia ny matoky Azy hatrany
Ny vavakao no asandrato, milankazara Aminy ianao cpgimhm
Fa ao anatin’ireo mafy, fiadanam-po no asehon’Ny Tompo anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyHits : 357
Likes : 1 Like
Created by : AndryNomenjanahary
Date : 17/05/2025 03:04