Atolory (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maro olana sedraina, izao fiainantsika izao
ka be ireo mitaraina, mila ho kiyy sy hamoy fo
Miasa saina koa ny maro isan’andro vao mifoha
Indraindray tsy mahatsiaro intsony igoccyf ny fisian’ilay Ray ao ambony
ref. Atolory ny fiainanao anio, ho an'i Jesoa Izy ihany no fidio
Aza avela handavo anao intsony ireo landrika ataon’i satana
Raha izay olana tsy ahagaga intsony, ny eto an-tany efa miharatsy hatrany
Ny finoanao no hamafiso hiorina, ao tononkira.serasera.org amin’ilay Jesoa Tomponao
2. Tsy ho takatry ny sainao, ny anton’ireo fitsapana
Ny anjarantsika izay mino dia ny miztbm matoky Azy hatrany
Ny vavakao no asandrato, milankazara Aminy ianao
Fa ao anatin’ireo mafy, fiadanam-po no asehon’Ny safrtd Tompo anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVisites : 430
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AndryNomenjanahary
Date : 17/05/2025 03:04