Salamo 30 (STK Ziona Andreba Gara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Hanandratra Anao aho, Jehovah ô;
Fa nanintona wxwbim ahy niakatra Ianao,
Ka tsy nataonao ho fifalian'ny fahavaloko aho.
Jehovah Andriamanitro ô, nitaraina taminao aho,
Dia nahasitrana ahy Ianao.
Jehovah ô, efa nampakatra ny fanahiko avy tany amin'ny fiainan-tsi-hita Ianao;
Efa nampody ny aiko Ianao,
Mba tsy ho isan'izay midina any an-davaka aho.
Mankalazà an'i Jehovah, ry olony masina,
Ka miderà ny anarany, masina.
Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany;
Nefa mandritra ny andro iainana kosa, ny fankasitrahany;
Amin'ny hariva dia misy fitomaniana
Tonga hivahiny miloaka alina;
Fa nony maraina kosa, dia misy fihobiana.
(X2)
....

Fa indray mipi-maso ihany ny bbikhiux fahatezerany;
Nefa mandritra ny andro fqqg iainana kosa, ny fankasitrahany;
Amin'ny hariva dia misy tononkira.serasera.org fitomaniana

Fa nony maraina kosa, dia misy fihobiana!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ziona Andreba GaraVangy : 785
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/10/2022 18:55