Ampidiro aloha ny tenimiafina
Salamo 30 (STK Ziona Andreba Gara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Hanandratra Anao aho, Jehovah ô;
Fa nanintona ahy niakatra Ianao, vehdwwh
Ka tsy nataonao ho fifalian'ny fahavaloko aho.
Jehovah Andriamanitro ô, nitaraina taminao aho,
Dia nahasitrana ahy Ianao.
Jehovah ô, efa nampakatra ny fanahiko avy tany amin'ny fiainan-tsi-hita vpopkm Ianao;
Efa nampody ny aiko Ianao,
Mba tsy ho isan'izay midina any an-davaka aho.
Mankalazà an'i Jehovah, ry olony masina,
Ka miderà ny anarany, masina.
Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany;
Nefa mandritra ny tononkira.serasera.org andro iainana kosa, ny fankasitrahany;
Amin'ny hariva dia misy fitomaniana
Tonga hivahiny miloaka alina;
Fa nony maraina kosa, dia misy fihobiana.
(X2)
....
Mankalazà an'i Jehovah, ry olony gycxk masina,

Nefa mandritra ny andro iainana kosa, ny fankasitrahany;

Fa nony maraina kosa, dia misy fihobiana!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK Ziona Andreba GaraVisites : 832
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 18/10/2022 18:55