Inty aho (STK Ritsoky ny lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ekeko ny antsonao
Mibitsika ao am-poko ao
Miangavy, hatrany
ho irakao ry Tompo ô.
Mety aho,
na sarotra sy mafy ny hoe hanompo anao
Inty aho ry Tompo
Mba hanompo anao
Raiso, ary hanjakao
Ny hatanorako, lmnb sy ny ho aviko
Ho anao, mandra-pahafatiko
2-Kanefa raha irery,
Tsy ahavita izay atao satria,
Ny specxjqu ratsy, mamely, sady misakana ny dia
Mino tononkira.serasera.org aho, fa na dia maro
Ianao Tompo ô no mpiaro dbrxx
Mibitsika ao am-poko ao
Miangavy, hatrany
ho irakao ry Tompo ô.
Mety aho,
na sarotra sy mafy ny hoe hanompo anao
Inty aho ry Tompo
Mba hanompo anao
Raiso, ary hanjakao
Ny hatanorako, lmnb sy ny ho aviko
Ho anao, mandra-pahafatiko
2-Kanefa raha irery,
Tsy ahavita izay atao satria,
Ny specxjqu ratsy, mamely, sady misakana ny dia
Mino tononkira.serasera.org aho, fa na dia maro
Ianao Tompo ô no mpiaro dbrxx
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK Ritsoky ny lanitraHits : 1310
Likes : 0 Like
Created by : herytifr
Date : 24/08/2018 17:46
