Inty aho (STK Ritsoky ny lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ekeko ny antsonao
Mibitsika ao am-poko ao
Miangavy, hatrany
ho irakao ry Tompo ô.
Mety aho,
na sarotra sy mafy ny hoe hanompo anao
Inty aho ry Tompo
Mba hanompo anao
Raiso, ary hanjakao
Ny hatanorako, sy ny ho aviko
Ho anao, mandra-pahafatiko
2-Kanefa raha irery,
Tsy ahavita izay atao satria,
Ny ratsy, uyqmmq mamely, tononkira.serasera.org sady misakana ny wkfcxns dia
Mino aho, fa na dia maro
Ianao Tompo ô no mpiaro kebifmuc
Mibitsika ao am-poko ao
Miangavy, hatrany
ho irakao ry Tompo ô.
Mety aho,
na sarotra sy mafy ny hoe hanompo anao
Inty aho ry Tompo
Mba hanompo anao
Raiso, ary hanjakao
Ny hatanorako, sy ny ho aviko
Ho anao, mandra-pahafatiko
2-Kanefa raha irery,
Tsy ahavita izay atao satria,
Ny ratsy, uyqmmq mamely, tononkira.serasera.org sady misakana ny wkfcxns dia
Mino aho, fa na dia maro
Ianao Tompo ô no mpiaro kebifmuc
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK Ritsoky ny lanitraVisites : 1265
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herytifr
Date : 24/08/2018 17:46
