mitandrema ianao (STK Ritsoky ny lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Mitandrema ianao
Fa miharatsy ny fiainana
Miambena (miambena ianao)
Dieny mbola velona.
2-Mitandrema ianao
Ilay ratsy anie mamitaka
Miambena (miambena ianao)
Mba tsy ho solafaka.
3-Mitandrema ianao
Sao variana mifanejika
Mihevera (mihevera ianao)
Asehoy fa wsydunb lfvrorx mendrika
4-Mifohaza ianao
Fa ny Tomponao miantso anao
Miverena (miverena ianao)
F tsy cnyq mbola tara izao.
5-Mitandrema ianao
Tano mafy ny finoanao
Miambena (miamben aianao)
Aza mihozongozona.
Fa miharatsy ny fiainana
Miambena (miambena ianao)
Dieny mbola velona.
2-Mitandrema ianao
Ilay ratsy anie mamitaka
Miambena (miambena ianao)
Mba tsy ho solafaka.
3-Mitandrema ianao
Sao variana mifanejika
Mihevera (mihevera ianao)
Asehoy fa wsydunb lfvrorx mendrika
4-Mifohaza ianao
Fa ny Tomponao miantso anao
Miverena (miverena ianao)
F tsy cnyq mbola tara izao.
5-Mitandrema ianao
Tano mafy ny finoanao
Miambena (miamben aianao)
Aza mihozongozona.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ritsoky ny lanitraVangy : 1232
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herytifr
Daty : 24/08/2018 17:46
