Inty aho (STK Ritsoky ny lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ekeko ny tononkira.serasera.org antsonao
Mibitsika ao am-poko ao
Miangavy, hatrany
ho irakao dgtgfxn ry Tompo ô.
Mety aho,
na sarotra sy mafy ny hoe cmmu hanompo anao
Inty aho ry Tompo
Mba hanompo anao
Raiso, ary hanjakao
Ny hatanorako, sy ny ho aviko
Ho anao, mandra-pahafatiko
2-Kanefa danvia raha irery,
Tsy ahavita izay atao satria,
Ny ratsy, mamely, sady misakana ny dia
Mino aho, fa na dia maro
Ianao Tompo ô no mpiaro
Mibitsika ao am-poko ao
Miangavy, hatrany
ho irakao dgtgfxn ry Tompo ô.
Mety aho,
na sarotra sy mafy ny hoe cmmu hanompo anao
Inty aho ry Tompo
Mba hanompo anao
Raiso, ary hanjakao
Ny hatanorako, sy ny ho aviko
Ho anao, mandra-pahafatiko
2-Kanefa danvia raha irery,
Tsy ahavita izay atao satria,
Ny ratsy, mamely, sady misakana ny dia
Mino aho, fa na dia maro
Ianao Tompo ô no mpiaro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK Ritsoky ny lanitraHits : 1267
Likes : 0 Like
Created by : herytifr
Date : 24/08/2018 17:46
