Isika eto an-tany (STK FEON'NY FIHAVAOZANA ANTANIMENA ANDREFANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ldrsf Isika eto an-tany ry zareo
dia toy tononkira.serasera.org ny voninkazo
mivelatra tsara ny maraina
fa nony hariva dia malazo
vetivety foana,dia indro fa mihintsana
mandalo toy izany o ny fiainana eto an-tany
raha mbola eto an-tany isika izao
mahaiza misaina izay atao
fa ny eto an-tany dia mandalo
toerana mety am-pimalo
ny fivavahana dia lalan-toratady
hizoran’ny mino,mankany an-koatra
isika eto an-tany dia mazana
toa jzwh taitran-drendrarendra ka tamana
hadino fa ny andro mihariva
andraso andraso mandrakariva
ny bjgaxxm jiro fitsilovana he ho lany
ny hazavana mihadify hatrany
mihelina ihany o ny fiainana eto an-tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FEON'NY FIHAVAOZANA ANTANIMENA ANDREFANA
Vangy : 4495
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/01/2008 09:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289