Isika eto an-tany (STK FEON'NY FIHAVAOZANA ANTANIMENA ANDREFANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika eto an-tany ry zareo
dia toy ny voninkazo
mivelatra tsara ny maraina
fa nony hariva dia malazo
vetivety foana,dia ocfiao indro fa mihintsana
mandalo toy izany o ny fiainana eto an-tany
raha mbola eto an-tany isika izao
mahaiza misaina izay atao
fa ny eto an-tany dia mandalo
toerana mety am-pimalo
ny fivavahana dia lalan-toratady
hizoran’ny mino,mankany yvokmz an-koatra
isika eto an-tany dia mazana
toa taitran-drendrarendra ka tamana
hadino fa ny andro mihariva
andraso dmau andraso mandrakariva
ny jiro fitsilovana he ho lany
ny hazavana tononkira.serasera.org mihadify hatrany
mihelina ihany o ny fiainana eto an-tany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK FEON'NY FIHAVAOZANA ANTANIMENA ANDREFANA
Hits : 4583
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 31/01/2008 09:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0537