STK FEON'NY FIHAVAOZANA ANTANIMENA ANDREFANA

Hampiditra sary Nampiditra rojotiana
22/12/2005 09:54
Hiran'i STK FEON'NY FIHAVAOZANA ANTANIMENA ANDREFANA 2 Jereo eto
Vangy : 1576
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i STK FEON'NY FIHAVAOZANA ANTANIMENA ANDREFANA

Tsirissi (07/08/2009 08:59)
Sampana iray mijoro eo anivon'ny fiangonana FJKM Fanasim-piderana Antanimena Andrefana niorina tamin'ny 1986.Ny tanjonay dia hitory ny Filazantsaran'i Jesosy Kristy amin'ny alalan'ny asa maro: misy rantsana mpihira, mpandihy, mpilalao tantara, mpanao fanatanjahan-tena.Afaka miara-miasa amin'ny olona rehetra izay mangetahetan'ny Fitoriana ny Filazantsara.

Misaotra an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra ary ianao mpamaky ihany koa

Hiran'i STK FEON'NY FIHAVAOZANA ANTANIMENA ANDREFANA (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105