Tsisy tsy hainy atao (STK antson'ny famonjena FKPMV Makedonie Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo ambany famidraponao ahoDia tsapako mintsy hoe misy herinao miasa anatikao
Ka na toy ahoana zava mitranga hanehoanao zava mahagaga aho
Miaiky aho tompo fa tsisy tsy ainao atao
Refrain:
Ooooo hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra aho na hiteby2 Fa ainao zay mahasoa ahy Oooooo hainao zay mahasoa Resy lahatra tanteraka aho
Fa tsisy tsiainao atao
2)Miaina isanandro eo ambany Fitatanao aho
Ekeko avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy
Na hamakivaky aloky ny fasana...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK antson'ny famonjena FKPMV Makedonie Famonjena)Visites : 54
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vanessaPARANIAINA
Date : 06/04/2025 08:33