Matokia (STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andininy 1 :
Tsy ilaozan-tsento taraina raha mbola eto antany,
fahoriana tsy tambo isaina ka mampanontany
hoe lasa aiza ny Tompo antenaina hamafa tomany,
Izy tsy aiza fa mbola eo ihany.
Na fisedrana mahery na trapahoriana,
matokia fa tsy irery fa Izy tsy handao rahoviana.
Izy no hampahery sy fpcqzc hiady fa ianao hangina,
Izy irery itokiana

Isan'andininy :
Matokia 'lay Andriamanitsika
dia ny rahona mainty hibalika
Fa Izy no hanafaka
Matokia k'aza sasatra mivavaka
Izy no hanome fitsaharana

Andininy 2 :
Be ny olana mifanesy amin'ny fiainanao,
Fahoriana no misesisesy ka mila ankalao
Matokia fa Jesoa xdvhos naharesy izao tontolo izao
ka mba raiso Izy ao am-ponao.
Koa mahereza hatrany f'aza mora kivy
F'Izy no hanome teny hanala mangidy
fa voavidiny tamin'ny rany fa olom-boafidy,
aminy ianao sarobidy.

Tetezana :
Matokia e, Matokia
Matokia e, Matokia
Fa ny finoanao no ahavonjy anao
Fa antsoy Izy dia hovaliay yduhzo ianao
Matokia tononkira.serasera.org e, Matokia e (Matokia re)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI)
Vangy : 95
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joharyranarimanana
Daty : 30/08/2026 00:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034