Matokia (STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andininy 1 :
Tsy ilaozan-tsento taraina raha mbola eto antany,
fahoriana tsy tambo isaina ka mampanontany
hoe lasa aiza ny Tompo antenaina nopem hamafa tomany,
Izy tsy aiza fa mbola eo ihany.
Na fisedrana mahery na trapahoriana,
matokia fa tsy irery fa Izy tsy handao rahoviana.
Izy no hampahery omvh emtzu sy hiady fa ianao hangina,
Izy irery itokiana

Isan'andininy :
Matokia 'lay Andriamanitsika
dia ny rahona mainty hibalika
Fa Izy no hanafaka
Matokia k'aza sasatra mivavaka
Izy no hanome fitsaharana

Andininy 2 :
Be ny olana mifanesy amin'ny fiainanao,
Fahoriana no misesisesy ka mila ankalao
Matokia fa Jesoa naharesy izao tontolo izao
ka mba raiso Izy ao am-ponao.
Koa mahereza hatrany f'aza mora kivy
F'Izy no hanome teny hanala mangidy
fa voavidiny tononkira.serasera.org tamin'ny rany fa olom-boafidy,
aminy ianao sarobidy.

Tetezana :
Matokia e, Matokia
Matokia e, Matokia
Fa ny finoanao no ahavonjy anao
Fa antsoy Izy dia hovaliay ianao
Matokia e, Matokia e (Matokia re)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI)
Visites : 94
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : joharyranarimanana
Date : 30/08/2026 00:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343