Oh aiza ianao (STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no niantso hhcvb anao ny Tompo
Misy asa fitoriana miandry anao
Efa vonona ve ianao ny hanompo
Fa ny Mpamonjy no mitady anao izao (x2)

Oh aiza ianao, oh aiza ianao
Fa miantso anao ny Tomponao
Oh aiza ianao fa miandry anao xzqiq Jesoa tia
Dieny mbola miantso Izy, dia valio tononkira.serasera.org ny antsony
ka meteza ianao qarcbxlk ho irany

Efa ela no nitoriana
anao ny teny mahasoa
Nefa ianao toa mbola variana,
moa renao ve ny antson'ny Tompo tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI)
Vangy : 197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joharyranarimanana
Daty : 29/08/2026 23:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335