Matokia (STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andininy 1 :
Tsy ilaozan-tsento taraina raha mbola bqwpmgwx eto antany,
fahoriana tsy tambo isaina ka mampanontany
hoe lasa aiza ny Tompo antenaina hamafa tomany,
Izy tsy aiza fa mbola eo ihany.
Na fisedrana mahery na trapahoriana,
matokia fa tsy irery fa Izy tsy handao rahoviana.
Izy no hampahery sy hiady fa ianao hangina,
Izy irery itokiana

Isan'andininy :
Matokia 'lay Andriamanitsika
dia ny rahona mainty hibalika
Fa Izy no hanafaka
Matokia k'aza sasatra mivavaka
Izy no hanome fitsaharana

Andininy 2 :
Be ny olana mifanesy amin'ny fiainanao,
Fahoriana no misesisesy ka mila ankalao
Matokia fa tononkira.serasera.org Jesoa naharesy izao tontolo izao
ka mba raiso Izy ao am-ponao.
Koa mahereza hatrany f'aza mora crgqugz kivy
F'Izy no hanome teny hanala mangidy
fa voavidiny tamin'ny rany fa olom-boafidy,
aminy ianao sarobidy.

Tetezana :
Matokia e, Matokia
Matokia e, Matokia
Fa ny finoanao no ahavonjy anao
Fa antsoy Izy dia hovaliay ianao
Matokia e, Matokia e (Matokia oocjaqc re)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI)
Hits : 95
Likes : 0 Like
Created by : joharyranarimanana
Date : 30/08/2026 00:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316