Soa ihany (s.t.k ANTANIMENA ANDREFANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa fa nahafantatra anao aho Jeso
soa aho fa nahay nino anao
fa mba taiza moa raha tsy qiijerwg akaikinao wlth
angamba efa rava sy lao
Manam-pahasambarana loatra whfr aho Jeso
izany hoe miaraka aminao
fa na misy aza ny tononkira.serasera.org ady sarotra
toa maivana rehefa eo ianao ka...
Tano aho hanaraka anao
satria babonao,satria tia anao
ny hetrakatraky ny tany
efa resinao, nentinao Jeso tia
soa aho fa nahay nino anao
fa mba taiza moa raha tsy qiijerwg akaikinao wlth
angamba efa rava sy lao
Manam-pahasambarana loatra whfr aho Jeso
izany hoe miaraka aminao
fa na misy aza ny tononkira.serasera.org ady sarotra
toa maivana rehefa eo ianao ka...
Tano aho hanaraka anao
satria babonao,satria tia anao
ny hetrakatraky ny tany
efa resinao, nentinao Jeso tia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : s.t.k ANTANIMENA ANDREFANAVangy : 3034
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zzz
Daty : 03/10/2005 07:22
