Soa ihany (s.t.k ANTANIMENA ANDREFANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa fa nahafantatra hwmarbg anao aho Jeso
soa aho fa nahay nino anao
fa mba taiza moa fsvp raha tsy akaikinao
angamba efa rava sy lao
Manam-pahasambarana loatra aho Jeso
izany hoe miaraka aminao
fa na misy aza ny ady sarotra
toa maivana rehefa eo ianao ka...
Tano aho hanaraka anao
satria babonao,satria tia anao
ny hetrakatraky ny zzjogcq tany
efa resinao, nentinao Jeso tia tononkira.serasera.org
soa aho fa nahay nino anao
fa mba taiza moa fsvp raha tsy akaikinao
angamba efa rava sy lao
Manam-pahasambarana loatra aho Jeso
izany hoe miaraka aminao
fa na misy aza ny ady sarotra
toa maivana rehefa eo ianao ka...
Tano aho hanaraka anao
satria babonao,satria tia anao
ny hetrakatraky ny zzjogcq tany
efa resinao, nentinao Jeso tia tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : s.t.k ANTANIMENA ANDREFANAHits : 3035
Likes : 0 Like
Created by : zzz
Date : 03/10/2005 07:22
