hidera (s.t.k ANTANIMENA ANDREFANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maraina dia bpksmk nomenao hazavana oo
ho antsika ny masoandro mibaliaka
hidera ny anaranao tononkira.serasera.org aho
cynnqmpj fa lehibe ny asanao
hankalaza anao aho
fa tena tsara loatra ianao
na ny atoandro dia nomenao hazavana czasy oo
tena tsara hery sy fahasalamana oo
hidera..............................
Ny alina irony kintana amam-bolana oo
tena tsara irony taram-pahazavana oo
hidera..............................
ho antsika ny masoandro mibaliaka
hidera ny anaranao tononkira.serasera.org aho
cynnqmpj fa lehibe ny asanao
hankalaza anao aho
fa tena tsara loatra ianao
na ny atoandro dia nomenao hazavana czasy oo
tena tsara hery sy fahasalamana oo
hidera..............................
Ny alina irony kintana amam-bolana oo
tena tsara irony taram-pahazavana oo
hidera..............................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : s.t.k ANTANIMENA ANDREFANAVangy : 2500
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/09/2005 08:09
