Soa ihany (s.t.k ANTANIMENA ANDREFANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa fa tononkira.serasera.org nahafantatra anao aho Jeso
soa aho fa nahay nino anao
fa mba taiza moa raha tsy qvdht akaikinao
angamba efa rava sy lao
Manam-pahasambarana loatra aho Jeso
ybirlj izany hoe miaraka aminao
fa na misy aza ny ady sarotra
toa maivana zzbmkpav rehefa eo ianao ka...
Tano aho hanaraka anao
satria babonao,satria tia anao
ny hetrakatraky ny tany
efa resinao, nentinao Jeso tia
soa aho fa nahay nino anao
fa mba taiza moa raha tsy qvdht akaikinao
angamba efa rava sy lao
Manam-pahasambarana loatra aho Jeso
ybirlj izany hoe miaraka aminao
fa na misy aza ny ady sarotra
toa maivana zzbmkpav rehefa eo ianao ka...
Tano aho hanaraka anao
satria babonao,satria tia anao
ny hetrakatraky ny tany
efa resinao, nentinao Jeso tia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : s.t.k ANTANIMENA ANDREFANAVisites : 3096
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zzz
Date : 03/10/2005 07:22
