Kamboty (Steph Rambi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifoha forj maraina be indray
Ilay tsisy reny, tsisy ray
mandrehitra afo kitay
Mandalo ireo mpiantsena maro
anaty setroka aho lpjlynas mahatsiaro
fa mbola hiady irery indray
Miteny irery, tsisy mijery
no fahazarako tononkira.serasera.org isan'andro
tsy hitako ny fahazazana
Mitomany aho fa tsisy, hizarako ny vesatro

Mangetaheta tambitamby
tanana misafo manampy
tsiky malefaka ho ahy
Matetika tzvmg aho mitsinjo ny hafa
Niainako ny bangan'ny lasa
Nangidy sy narary ahy
Tsisy manoro fa sahy mijoro
Manampy ny hafa mba hitraka
Miady sy miarina isan'andro
Reko ireo fo mitempo, mitady tanana hanafaka

Mavesatra ny foko
nefa mila mandroso
Mamindra isan'andro, mitady anjara masoandro

Mifoha maraina be indray...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Steph Rambi
Vangy : 3110
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : hajainasanda@gmail.com
Daty : 31/03/2021 23:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306