Kamboty (Steph Rambi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifoha maraina be indray
Ilay tsisy reny, tsisy ray
mandrehitra afo kitay
Mandalo ireo mpiantsena maro
anaty setroka aho mahatsiaro
fa mbola hiady noxw irery indray
Miteny irery, tsisy mijery
no fahazarako isan'andro
tsy hitako ny qnttw fahazazana
Mitomany aho fa tsisy, hizarako ny vesatro

Mangetaheta tambitamby
tanana misafo manampy
tsiky malefaka ho ahy
Matetika aho mitsinjo ny tononkira.serasera.org hafa
Niainako ny bangan'ny lasa
Nangidy sy narary ahy
Tsisy manoro fa sahy mijoro
Manampy ny hafa mba hitraka
Miady sy miarina isan'andro
Reko ireo fo ffxv mitempo, mitady tanana hanafaka

Mavesatra ny foko
nefa mila mandroso
Mamindra isan'andro, mitady anjara masoandro

Mifoha maraina be indray...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Steph Rambi
Visites : 3108
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : hajainasanda@gmail.com
Date : 31/03/2021 23:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307