You are here: home > Tononkira > Steph Rambi

Rehefa faly (Steph Rambi)

Faly Aho fa mahita anao (*4)
Rehefa faly Aho, mitsikitsiky
Rehefa faly Aho, tsy reraka mihitsy
Rehefa faly Aho, misaotra ny tompo
Rehefa faly Aho, Dia faly manompo

Réf: Miteaka, mihomehy
Tsy reraky ny manome
Faly Dia mahiTsiky dia ampyta atao
Tena faly Aho

Rehefa faly Aho, no mazoto indrindra
'zay rehetra atao, Dia Vitako an-kira
Rehefa faly Aho, manao metimety
Rehefa faly Aho, Dia tia hanao fety

Refrain: Miteaka, mihomehy
Tsy reraky ny manome
Faly Dia mahita atao
TENA FALY AHO

Mpihira : Steph Rambi
Mpamaky : 3442
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 24/12/2019 06:17:20
ID : 12341