OMEO AHY (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo ahy re ny mazava
Izay mampisava ny rahona be
Mba efa tsy ho lavitra angamba
Ny lanitra manga zuxfwz hifaliako.
Omeo ahy anio manontolo
Izay mety mbaho ahy ry Ray tsitoha
Omeo ahy ny hery eo an-tananao
vsilrn Mba tsy ho voaterin'ankaso foana aho
tononkira.serasera.org Omeo ahy Ray o!,omeo ahy
Ny anjara masoandroko ety.
Omeo ahy anio manontolo
Izay mety mba ho ahy
Ry Ray tsitoha.
cvelzmy Omeo ahy ny hery eo an-tananao
Mba tsy ho voaterin'ankaso foana
aho
Omeo ahy Ray o!,omeo ahy
Ny anjara masoandroko ety.
Mpihira:Solo
Nampiditra:Feno (antoby ivato)
Daty:alarobia 21 martsa 2019 6:34mn
Izay mampisava ny rahona be
Mba efa tsy ho lavitra angamba
Ny lanitra manga zuxfwz hifaliako.
Omeo ahy anio manontolo
Izay mety mbaho ahy ry Ray tsitoha
Omeo ahy ny hery eo an-tananao
vsilrn Mba tsy ho voaterin'ankaso foana aho
tononkira.serasera.org Omeo ahy Ray o!,omeo ahy
Ny anjara masoandroko ety.
Omeo ahy anio manontolo
Izay mety mba ho ahy
Ry Ray tsitoha.
cvelzmy Omeo ahy ny hery eo an-tananao
Mba tsy ho voaterin'ankaso foana
aho
Omeo ahy Ray o!,omeo ahy
Ny anjara masoandroko ety.
Mpihira:Solo
Nampiditra:Feno (antoby ivato)
Daty:alarobia 21 martsa 2019 6:34mn
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SoloVisites : 5655
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : samirmanantsoa
Date : 21/03/2019 10:53
