Mifankatiava ihany (Solika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifankatiava ihanyRaha mbola velona aina
Tsy misy toy izany ny mampifaly saina
Ny maty efa lasa
Tsy azontsika antsoina
Isika no mikasa
Ny ratsy hadinoina re
Ny maty efa lasa
Tsy azontsika antsoina
Isika no mikasa
Ny ratsy hadinoina
Koa raha tsy fotoana ela
No hipetrahana eto
Andeha re
Andeha re mba hifamela
Andeha hifamela mba tsy harahin-tsento
Mba tsy harahin-tsento
Andeha re(Andeha re)
Mba hifamela
Mba tsy arahin-tsento
--------
Lien:
Commentaires

hery
(
22/02/2025 11:14)
Efa ato ihany ity hira ity (Naka Rabemanantsoa no mpihira) fa nekeko ho an'izay mitady Solika
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SolikaVisites : 292
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : yvon19
Date : 22/02/2025 10:58
