Andro Soa (Solika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro soa
Tsy manam-paharoa
Ry mpivady ny andro mpujitta anio ka tadidio
Mpifankatia
Vonona hiara-dia
Ka hamakivaky ny onjan’ny fitia
Mikasa sy mivoady ny ldvmd ho doria
Ka tsy hivadika na hiova sanatria
Tanteraka eto anio ny faplymcg voadin’olon-droa
Ho mpivady hifanoa
tononkira.serasera.org Hifampiahy hifanasoa
Zanahary ô ampio ary koa tahio
Ny tokatrano izay
Rarina ho mandrakizay
Andro soa...

--------
Rohy: