Vao nahita anao (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nahita vzcujx anao
Avy any lavitra aho
Dia ilay endrikao
Tena kanto no tazako

Fa nahafinaritra ahy
Izato fihetsikao
Maontimaontina fiteny
Malefaka fijery

Oh ry se a, f'izaho te hanantona anao
Ho eny nefa aho, tsy ho fantatrao
Na ny anaranao aza, tsy mbola haiko akory
Ka inona no atao oh oh

Ouh ouh Omeo hack famantaranao
Fa ho avy eo akaikinao, fgefim hum hum

[Accordéon]

Izao kosa anie
Tsy hoe tara hatrany
Fa mba nandinika ihany
Sy nisaintsaina ihany

Nanintona ahy loatra tononkira.serasera.org anie
Nahababo ahy avy hatrany
Ilay fitsikinao
Sy ilay fihetsikao

Tsy haiko izay nahazo ahy
Tsy haiko izay nanjo ahy

Soa'Niaina

--------
Rohy:
Hevitra
ZahSoaniaina ( 22/09/2026 16:39)
https://web.facebook.com/reel/1019387021078789?locale=fr_FR
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Soa'Niaina
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZahSoaniaina
Daty : 22/09/2026 16:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293