Ho tò ny sitrakao (SLK Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mikoriana eo ambany hazofijaliana
No loharanom-pamonjena ho anay
Ny rà nalatsakao nanenika ny Kalvary Tompo ô
No xthi nanadiovana ny helokay
2. Na dia ory loatra ianao
Na dia mafy indrindra irony nentinao
Dia reharehanay
Nampihavana ny maro sy Mpamonjy fanta-daza rbwoile ô
Ianao no tokinay mandrakizay
Réf.: tononkira.serasera.org Voninahitra sy laza anie ho Anao
Fiderana tsy hitsahatra ho Anao
Na dia kely monja aza
Vokatry ny foko ho Anao
Satriko ankasitrahanao
3. Hatraiza moa no fetran'ny voadiko Aminao
Izay nanoloran-tena andaniako ny androko etý
Raha ho zbeiy vovo mipariaka
Ka mahatsiaro ny irakao
Ny hirahirako dia ho to ny sitrakao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Manarintsoa FinoanaHits : 1787
Likes : 0 Like
Created by : randrianantenaina jean maurice
Date : 15/06/2016 07:50