Ho tò ny sitrakao (SLK Manarintsoa Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mikoriana eo ambany hazofijaliana
No loharanom-pamonjena ho anay
Ny rà nalatsakao nanenika ny Kalvary Tompo ô
No nanadiovana ny helokay

2. Na dia ory loatra ianao
Na dia mafy indrindra irony nentinao
Dia reharehanay
Nampihavana ny maro sy Mpamonjy fanta-daza ô
Ianao no tokinay mandrakizay

Réf.: Voninahitra sy laza anie ho Anao
Fiderana tsy hitsahatra ho Anao
Na dia kely monja aza
Vokatry ny foko ho Anao
Satriko ankasitrahanao

3. Hatraiza moa no fetran'ny voadiko Aminao
Izay nanoloran-tena andaniako ny androko etý
Raha ho vovo mipariaka
Ka mahatsiaro ny irakao
Ny hirahirako dia ho to ny sitrakao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Manarintsoa Finoana
Visites : 1455
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : randrianantenaina jean maurice
Date : 15/06/2016 07:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0767