FANAIRANA (SLK Manarintsoa Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANAIRANA
1-Raha mby tonga ny ora
Hiavian’ny Tompo eto an-tany namafahazany
Moa ahita finoana amin-tsika va izy ?
Ho entiny any am-paradisa

Tohano tohano ny herinao ry mpandresy
Fikiro mafy io fahendreny
Fa maro no antsoina nefa vitsy no tonga
Handova izany fiadanan-tsoa
Raha isany ianao matokisa satria
Tsy toriana foana izao teny izao
Afafy isan’andro tsy ahasasatra anay
Handovanao ny mandrakizay

2-Be ny vokatra saingy ny mpiasa no vitsy
Ka tsy araky ny mpanangona
Ny alon-drano mahery anefa indrisy tsy hitsitsy
Fa sitrany aza be ny ho very
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 21/07/2022 19:16)
Iza tsara ny mpihira ity hira ity azafady?
laza add ambohimangakely ( 22/08/2022 15:17)
SLK FJKM Manarintsoa Finoana Tompoko
hery ( 02/09/2022 08:40)
Azonao ahitsy ve ny mpihira?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Manarintsoa Finoana
Vangy : 942
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Laza ADD Ambohimangakely
Daty : 02/09/2022 18:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733