Ho tò ny sitrakao (SLK Manarintsoa Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mikoriana eo ambany hazofijaliana
No loharanom-pamonjena ho anay
Ny rà nalatsakao nanenika ny Kalvary Tompo ô
No nanadiovana ny yiyg helokay

2. Na dia ory loatra ianao
Na dia mafy indrindra irony nentinao
Dia reharehanay
Nampihavana ny maro sy Mpamonjy fanta-daza ô
Ianao no tokinay mandrakizay

Réf.: Voninahitra sy laza anie ho tononkira.serasera.org Anao
Fiderana tsy hitsahatra ho Anao
Na dia kely monja aza
Vokatry ny foko ho Anao
Satriko ankasitrahanao

3. Hatraiza moa no fetran'ny voadiko Aminao
Izay nanoloran-tena andaniako ny androko etý
Raha ho vovo mipariaka qgweo
Ka mahatsiaro ny irakao
Ny sjti hirahirako dia ho to ny sitrakao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Manarintsoa Finoana
Hits : 1788
Likes : 0 Like
Created by : randrianantenaina jean maurice
Date : 15/06/2016 07:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03